1 Tesalonianina 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Amin’izay dia hohatanjahiny sy hataony tsy misy tsiny+ ny fonareo, raha ny amin’ny fahamasinana eo anatrehan’Andriamanitra Raintsika, rehefa hanatrika+ i Jesosy Tompontsika, miaraka amin’ny olony masina rehetra.+ 1 Tesalonianina 5:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hanamasina tanteraka anareo anie ilay Andriamanitry ny fiadanana!+ Enga anie ilay toe-tsaina* sy aina* ary vatana iraisanareo ka samy hotehirizina tsy hisy kilema amin’ny lafiny rehetra sy tsy hanan-tsiny amin’ny fanatrehan’i Jesosy Kristy Tompontsika!+
13 Amin’izay dia hohatanjahiny sy hataony tsy misy tsiny+ ny fonareo, raha ny amin’ny fahamasinana eo anatrehan’Andriamanitra Raintsika, rehefa hanatrika+ i Jesosy Tompontsika, miaraka amin’ny olony masina rehetra.+
23 Hanamasina tanteraka anareo anie ilay Andriamanitry ny fiadanana!+ Enga anie ilay toe-tsaina* sy aina* ary vatana iraisanareo ka samy hotehirizina tsy hisy kilema amin’ny lafiny rehetra sy tsy hanan-tsiny amin’ny fanatrehan’i Jesosy Kristy Tompontsika!+