58 Noho izany, ry rahalahy malalako, dia aoka ianareo hifahatra tsara+ sy tsy ho voahozongozona ary ho be atao foana amin’ny asan’ny Tompo,+ satria fantatrareo fa tsy very maina+ ny asa mafy ataonareo ao amin’ny Tompo.
16 Eny, sady mamirapiratra ianareo no mitana mafy ny tenin’ny fiainana,+ mba hananako antom-pifaliana amin’ny andron’i Kristy,+ satria tsy ho very maina fotsiny ny hazakazaka na ny asa mafy nataoko.+