FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Galatianina 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Noho ny zavatra naharihary+ tamiko anefa no niakarako tany. Ary novelabelariko teo anatrehan’ireo+ lehilahy niavaka ireo ny vaovao tsara toriko amin’ny hafa firenena, saingy nitokana no namelabelarako izany teo anatrehan’izy ireo, sao ho very maina fotsiny izao hazakazaka+ ataoko izao, na ny efa nataoko.+

  • Galatianina 5:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa na iza na iza ianareo no te hambara ho marina amin’ny alalan’ny fankatoavana ny lalàna,+ dia tafasaraka amin’i Kristy ianareo. Efa niala tao amin’ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa+ ianareo.

  • 1 Tesalonianina 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Izany indrindra no antony nanirahako azy rehefa tsy zakako intsony ny tsy nahita anareo, mba hahalalako raha mbola tsy mivadika ianareo,+ sao mantsy naka fanahy anareo ilay Mpaka fanahy,+ ka ho very maina ny asa mafy nataonay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara