FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tonga koa ilay Mpaka fanahy,+ ka niteny taminy hoe: “Raha zanak’Andriamanitra+ ianao, dia teneno ho tonga mofo ireto vato ireto.”

  • 1 Korintianina 7:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Aoka tsy hisy aminareo tsy hanaiky hanao ny adidy amim-bady,+ raha tsy efa ifanarahanareo angaha hoe mandritra ny fotoana iray,+ mba hanokananareo fotoana ho amin’ny vavaka ka hiaraka indray ianareo avy eo, sao haka fanahy+ anareo foana i Satana noho ny tsy fahaizanareo mifehy tena.+

  • 2 Korintianina 11:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Matahotra anefa aho sao ny sainareo ho simba+ hiala amin’ny fahatsorana sy ny fahadiovana mendrika an’i Kristy,+ tahaka ny nitaoman’ny menarana an’i Eva+ tamin-kafetsena.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara