1 Tesalonianina 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izany indrindra no antony nanirahako azy rehefa tsy zakako intsony ny tsy nahita anareo, mba hahalalako raha mbola tsy mivadika ianareo,+ sao mantsy naka fanahy anareo ilay Mpaka fanahy,+ ka ho very maina ny asa mafy nataonay.+
5 Izany indrindra no antony nanirahako azy rehefa tsy zakako intsony ny tsy nahita anareo, mba hahalalako raha mbola tsy mivadika ianareo,+ sao mantsy naka fanahy anareo ilay Mpaka fanahy,+ ka ho very maina ny asa mafy nataonay.+