FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 8:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Ianareo avy amin’ny Devoly+ rainareo, ary izay irin’ny rainareo no tianareo hatao.+ Mpamono olona hatrany am-piandohana izy,+ ary tsy nifikitra tamin’ny marina, satria tsy ao aminy ny marina. Rehefa mandainga izy, dia ny maha izy azy no avoakany, satria mpandainga izy sady rain’ny lainga.+

  • 1 Timoty 6:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 fifandirana mafy momba ny zavatra tsy misy dikany. Ny fifandirana toy izany dia fanaon’olona maloto saina+ sy tsy manana ny fahamarinana intsony,+ ka manao ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra ho fomba hahazoan-tombony.+

  • Hebreo 13:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Aza mety ho voataonan’ny fampianarana maro samihafa sy ny fampianarana hafahafa.+ Fa tsara ny hanatanjahana ny fo amin’ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa,+ fa tsy amin’ny sakafo,+ izay tsy mahasoa an’ireo misahirana fatratra amin’izany.

  • 2 Petera 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa satria fantatrareo mialoha izany,+ ry malala, dia mitandrema sao ho voataona hiaraka aminy ianareo, eny, ho voataonan’ny fahadisoan’ny mpandika lalàna, ka ho lavo hiala amin’izay efa iorenanareo.+

  • 2 Jaona 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tandremo sao ho verinareo ny vokatry ny ezaka nataonay, fa mitandrema kosa mba hahazoanareo valisoa feno.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara