FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Korintianina 11:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Matahotra anefa aho sao ny sainareo ho simba+ hiala amin’ny fahatsorana sy ny fahadiovana mendrika an’i Kristy,+ tahaka ny nitaoman’ny menarana an’i Eva+ tamin-kafetsena.

  • 2 Timoty 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tahaka ny nanoheran’i Jana sy Jambra+ an’i Mosesy no anoheran’ireny tsy misy farany ny fahamarinana.+ Olona tena maloto saina+ ireny, ary tsy ankasitrahana raha ny amin’ny finoana.+

  • Joda 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ireny olona ireny kosa manevateva ny zava-drehetra tena tsy fantany mihitsy.+ Fa ny zava-drehetra takatry ny sainy kosa dia takany fotsiny amin’izao, toy ny fahatakaran’ny biby tsy misaina.+ Ary manimba+ tena amin’izany zavatra izany foana ireny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara