Filipianina 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Maro mantsy no mitsangan-ko fahavalon’ny hazo fijalian’i Kristy.+ Efa nilaza momba azy ireny matetika aho, fa ankehitriny dia milaza momba azy ireny amin-dranomaso koa. 2 Timoty 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary tsy hihaino ny fahamarinana intsony izy, fa hivily ho amin’ny tantara tsy marina.+ Titosy 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 ka tsy hihaino angano+ jiosy sy didy nataon’olona+ izay miala amin’ny fahamarinana.+
18 Maro mantsy no mitsangan-ko fahavalon’ny hazo fijalian’i Kristy.+ Efa nilaza momba azy ireny matetika aho, fa ankehitriny dia milaza momba azy ireny amin-dranomaso koa.