FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Galatianina 4:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Fa izao kosa ianareo efa mahalala an’Andriamanitra, na ny marina kokoa dia hoe efa fantany ianareo.+ Koa nahoana àry ianareo no miverina indray any amin’ireo zavatra fototra+ tsy misy dikany+ sy tsy misy ilana azy, ary te handevozin’izany indray?+

  • 2 Petera 2:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Tanteraka tamin’izy ireo ny voalazan’ilay ohabolana marina hoe: “Ny alika+ no miverina amin’ny loany, ary ny kisoavavy efa nisasa dia mihosim-potaka indray.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara