FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 11:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Eny, marina izany! Noho ny tsy finoany+ anefa no nanapahana azy ireo, fa noho ny finoanao kosa no ijoroanao.+ Aza mihevi-tena ho ambony intsony,+ fa matahora.+

  • 1 Korintianina 15:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary ampahatsiahiviko anareo, ry rahalahy, ny vaovao tsara+ notoriko taminareo,+ izay nekenareo sy ifikiranareo.+

  • Filipianina 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Noho izany, ry rahalahy malalako sy mahamanina ahy, ry fifaliako sy satroboninahitro,+ aoka ianareo ho mafy orina+ toy izany hatrany, ao amin’ny Tompo, ry malalako.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara