1 Tesalonianina 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa inona moa ny fanantenanay na fifalianay na satroboninahitra+ iravoravoanay eo anatrehan’i Jesosy Tompontsika mandritra ny fanatrehany?+ Tsy ianareo ve?
19 Fa inona moa ny fanantenanay na fifalianay na satroboninahitra+ iravoravoanay eo anatrehan’i Jesosy Tompontsika mandritra ny fanatrehany?+ Tsy ianareo ve?