2 Tesalonianina 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy maintsy misaotra an’Andriamanitra mandrakariva noho ny aminareo izahay,+ ry rahalahy, ary mety ny hanaovana izany, satria mihamitombo+ be ny finoanareo ary mihalehibe ny fifankatiavanareo rehetra.+ Joda 20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ianareo kosa, ry malala, miorena tsara+ eo amin’ny finoanareo+ masina indrindra, ary mivavaha eo ambany fitarihan’ny fanahy* masina.+ Amin’ny fanaovana izany,
3 Tsy maintsy misaotra an’Andriamanitra mandrakariva noho ny aminareo izahay,+ ry rahalahy, ary mety ny hanaovana izany, satria mihamitombo+ be ny finoanareo ary mihalehibe ny fifankatiavanareo rehetra.+
20 Ianareo kosa, ry malala, miorena tsara+ eo amin’ny finoanareo+ masina indrindra, ary mivavaha eo ambany fitarihan’ny fanahy* masina.+ Amin’ny fanaovana izany,