2 Tesalonianina 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy maintsy misaotra an’Andriamanitra mandrakariva noho ny aminareo izahay,+ ry rahalahy, ary mety ny hanaovana izany, satria mihamitombo+ be ny finoanareo ary mihalehibe ny fifankatiavanareo rehetra.+
3 Tsy maintsy misaotra an’Andriamanitra mandrakariva noho ny aminareo izahay,+ ry rahalahy, ary mety ny hanaovana izany, satria mihamitombo+ be ny finoanareo ary mihalehibe ny fifankatiavanareo rehetra.+