1 Tesalonianina 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fony teo aminareo koa izahay, dia matetika no nilaza mialoha+ taminareo fa tsy maintsy hampahorina isika.+ Ary izany tokoa no nitranga, araka ny efa fantatrareo.+
4 Fony teo aminareo koa izahay, dia matetika no nilaza mialoha+ taminareo fa tsy maintsy hampahorina isika.+ Ary izany tokoa no nitranga, araka ny efa fantatrareo.+