35 Fa mbola nijanona nampianatra tany Antiokia+ kosa i Paoly sy Barnabasy, ary nitory ny vaovao tsara momba ny tenin’i Jehovah+ niaraka tamin’ny olon-kafa maro.
8 Tsy vitan’ny hoe nanakoako tany Makedonia sy Akaia fotsiny ny tenin’i Jehovah+ notorinareo, fa niely teny rehetra teny+ koa ny finoanareo+ an’Andriamanitra, hany ka tsy mila miteny na inona na inona intsony izahay.