Romanina 16:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Mananatra anareo aho, ry rahalahy, mba harahinareo maso ireo mahatonga fisaratsarahana+ sy fihemorana, fa mifanohitra amin’ny fampianarana+ efa noraisinareo izany. Halaviro ireny.+ 1 Korintianina 11:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Midera anareo aho, satria mahatsiaro ahy amin’ny zava-drehetra ianareo sady mihazona mafy ny fampianarana+ nampitaiko taminareo. 2 Tesalonianina 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa aoka ho mafy orina ianareo,+ ry rahalahy, ary hazòny ny fampianarana+ nampitaina taminareo, na tamin’ny teny izany, na tamin’ny taratasinay.
17 Mananatra anareo aho, ry rahalahy, mba harahinareo maso ireo mahatonga fisaratsarahana+ sy fihemorana, fa mifanohitra amin’ny fampianarana+ efa noraisinareo izany. Halaviro ireny.+
2 Midera anareo aho, satria mahatsiaro ahy amin’ny zava-drehetra ianareo sady mihazona mafy ny fampianarana+ nampitaiko taminareo.
15 Koa aoka ho mafy orina ianareo,+ ry rahalahy, ary hazòny ny fampianarana+ nampitaina taminareo, na tamin’ny teny izany, na tamin’ny taratasinay.