1 Korintianina 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa miangavy anareo aho: Aoka hanahaka ahy ianareo.+ 1 Tesalonianina 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nanjary nanahaka+ anay sy ny Tompo+ ianareo, satria nandray ny teny tao anatin’ny fahoriana+ be sy fifaliana avy tamin’ny fanahy masina,+
6 Ary nanjary nanahaka+ anay sy ny Tompo+ ianareo, satria nandray ny teny tao anatin’ny fahoriana+ be sy fifaliana avy tamin’ny fanahy masina,+