1 Korintianina 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Aoka hanahaka ahy ianareo, tahaka ny anahafako an’i Kristy.+ Filipianina 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aoka samy hanahaka+ ahy ianareo, ry rahalahy, ary diniho ireo mandeha araka ny ohatra nasehonay taminareo.+ 2 Tesalonianina 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy hoe tsy manana fahefana hanao izany anefa izahay,+ fa mba hanoloranay kosa ny tenanay ho modely hotahafinareo.+
17 Aoka samy hanahaka+ ahy ianareo, ry rahalahy, ary diniho ireo mandeha araka ny ohatra nasehonay taminareo.+
9 Tsy hoe tsy manana fahefana hanao izany anefa izahay,+ fa mba hanoloranay kosa ny tenanay ho modely hotahafinareo.+