1 Korintianina 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Aoka hanahaka ahy ianareo, tahaka ny anahafako an’i Kristy.+ Filipianina 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aoka samy hanahaka+ ahy ianareo, ry rahalahy, ary diniho ireo mandeha araka ny ohatra nasehonay taminareo.+
17 Aoka samy hanahaka+ ahy ianareo, ry rahalahy, ary diniho ireo mandeha araka ny ohatra nasehonay taminareo.+