Asan’ny Apostoly 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 I Simona koa aza nino ka natao batisa, ary niaraka tamin’i Filipo+ foana izy taorian’izay. Dia gaga izy nahita ny famantarana sy ny fahagagana lehibe nitranga. 1 Timoty 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Aza malaky mametra-tanana+ amin’olona na iza na iza,+ ary aza miombona ota amin’ny olona,+ fa arovy ny tenanao mba hadio hatrany.+
13 I Simona koa aza nino ka natao batisa, ary niaraka tamin’i Filipo+ foana izy taorian’izay. Dia gaga izy nahita ny famantarana sy ny fahagagana lehibe nitranga.
22 Aza malaky mametra-tanana+ amin’olona na iza na iza,+ ary aza miombona ota amin’ny olona,+ fa arovy ny tenanao mba hadio hatrany.+