Matio 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nilaza, ohatra, Andriamanitra hoe: ‘Hajao ny rainao sy ny reninao’,+ ary hoe: ‘Aoka ho faty izay manevateva ny rainy na ny reniny.’+ Efesianina 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Hajao ny rainao sy ny reninao.”+ Izany no didy voalohany mirakitra an’izao fampanantenana+ izao:
4 Nilaza, ohatra, Andriamanitra hoe: ‘Hajao ny rainao sy ny reninao’,+ ary hoe: ‘Aoka ho faty izay manevateva ny rainy na ny reniny.’+