Titosy 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tamin’ny fotoana voatondrony, dia nasehony ny teniny tamin’ny alalan’ilay fitoriana nankinina tamiko,+ araka ny didin’Andriamanitra Mpamonjy+ antsika. Joda 25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 eny, ho an’ilay hany Andriamanitra Mpamonjy+ antsika, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy+ Tompontsika anie ny voninahitra,+ sy ny fahalehibeazana, sy ny hery+ ary ny fahefana+ hatrizay hatrizay+ sy ankehitriny ary ho mandrakizay mandrakizay!+ Amena.+
3 Tamin’ny fotoana voatondrony, dia nasehony ny teniny tamin’ny alalan’ilay fitoriana nankinina tamiko,+ araka ny didin’Andriamanitra Mpamonjy+ antsika.
25 eny, ho an’ilay hany Andriamanitra Mpamonjy+ antsika, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy+ Tompontsika anie ny voninahitra,+ sy ny fahalehibeazana, sy ny hery+ ary ny fahefana+ hatrizay hatrizay+ sy ankehitriny ary ho mandrakizay mandrakizay!+ Amena.+