Ohabolana 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ny tenin’ny mpivadi-pinoana no animbany ny hafa,+ fa ny fahalalana kosa no amonjena ny marina.+ Jeremia 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ho menatra izay rehetra mahafoy anao,+ ry Jehovah, fanantenan’ny Israely+ ô! Hosoratana eo amin’ny tany ny anaran’ireo mivadi-pinoana sy miala aminao,*+ noho izy ireo mahafoy an’i Jehovah, loharanon’ny rano velona.+ Galatianina 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy vaovao tsara anefa ilay izy, fa misy olona manakorontana+ anareo kosa, sy te hanolana an’ilay vaovao tsara momba an’i Kristy.+
13 Ho menatra izay rehetra mahafoy anao,+ ry Jehovah, fanantenan’ny Israely+ ô! Hosoratana eo amin’ny tany ny anaran’ireo mivadi-pinoana sy miala aminao,*+ noho izy ireo mahafoy an’i Jehovah, loharanon’ny rano velona.+
7 Tsy vaovao tsara anefa ilay izy, fa misy olona manakorontana+ anareo kosa, sy te hanolana an’ilay vaovao tsara momba an’i Kristy.+