2 Timoty 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ampahatsiahivo+ azy ireo foana izany, ary aoka ianao ho vavolombelona+ hananatra+ azy mafy eo anatrehan’Andriamanitra mba tsy hiadiany teny,+ fa tsy mahasoa mihitsy izany satria manimba an’izay mihaino. Titosy 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Maro mantsy no tsy manaiky hofehezina, mpanao resaka tsy misy fotony+ ary mpamitaka, indrindra fa ireo mifikitra amin’ny famorana.+ Titosy 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ialao anefa ny fanontaniana adaladala,+ ny tetirazana,+ ny fifamaliana,+ ary ny ady momba ny Lalàna,+ fa sady tsy mahasoa izany no zava-poana.
14 Ampahatsiahivo+ azy ireo foana izany, ary aoka ianao ho vavolombelona+ hananatra+ azy mafy eo anatrehan’Andriamanitra mba tsy hiadiany teny,+ fa tsy mahasoa mihitsy izany satria manimba an’izay mihaino.
10 Maro mantsy no tsy manaiky hofehezina, mpanao resaka tsy misy fotony+ ary mpamitaka, indrindra fa ireo mifikitra amin’ny famorana.+
9 Ialao anefa ny fanontaniana adaladala,+ ny tetirazana,+ ny fifamaliana,+ ary ny ady momba ny Lalàna,+ fa sady tsy mahasoa izany no zava-poana.