1 Timoty 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 dia olona mieboebo+ izy, ary tsy mahalala na inona na inona,+ fa adalam-panontaniana+ sy adihevitra momba ny teny.+ Ireo zavatra ireo no miteraka fialonana,+ fifamaliana, fanevatevana,+ fiahiahian-dratsy, 1 Timoty 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ry Timoty, tano izay nankinina taminao,+ ka ialao ny resaka tsy misy fotony izay manazimbazimba zava-masina, sy ny fifanoheran-kevitra avy amin’ilay atao hoe “fahalalana” nefa sandoka.+ 2 Timoty 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Aoka koa ianao handa ny fanontaniana adaladala sy ny fanontaniana tsy misy dikany,+ satria fantatrao fa mampiady izany.+
4 dia olona mieboebo+ izy, ary tsy mahalala na inona na inona,+ fa adalam-panontaniana+ sy adihevitra momba ny teny.+ Ireo zavatra ireo no miteraka fialonana,+ fifamaliana, fanevatevana,+ fiahiahian-dratsy,
20 Ry Timoty, tano izay nankinina taminao,+ ka ialao ny resaka tsy misy fotony izay manazimbazimba zava-masina, sy ny fifanoheran-kevitra avy amin’ilay atao hoe “fahalalana” nefa sandoka.+
23 Aoka koa ianao handa ny fanontaniana adaladala sy ny fanontaniana tsy misy dikany,+ satria fantatrao fa mampiady izany.+