FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 15:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Mampitony fahatezerana mafy ny valin-teny malefaka,+ fa ny teny maharary kosa mahatonga fahasosorana.+

  • Matio 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Sambatra ny malemy fanahy,+ fa izy no handova ny tany.+

  • Galatianina 5:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa ny vokatry+ ny fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, hatsaram-panahy, hatsaran-toetra,+ finoana,

  • Kolosianina 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa mitafia fitiavana lalina sy fangoraham-po,+ hatsaram-panahy, fanetren-tena,+ fahalemem-panahy,+ ary fahari-po,+ satria olom-boafidin’Andriamanitra+ ianareo, sady masina no tiana.

  • 1 Petera 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Manamasìna kosa an’i Kristy ho Tompo ao am-ponareo,+ ka aoka ho vonona foana ianareo hilaza ny fiarovan-tenanareo+ eo anatrehan’izay manontany ny anton’ny fanantenana ao anatinareo. Ataovy amim-pahalemem-panahy+ sy amim-panajana lalina anefa izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara