Romanina 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa satria nambara ho marina isika ankehitriny noho ny finoana,+ dia aoka isika hitandro ny fihavanana+ amin’Andriamanitra amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika. Romanina 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa vao mainka matoky isika fa hovonjena amin’ny alalany ho afaka amin’ny fahatezerana,+ satria nambara ho marina isika ankehitriny noho ny rany.+
5 Koa satria nambara ho marina isika ankehitriny noho ny finoana,+ dia aoka isika hitandro ny fihavanana+ amin’Andriamanitra amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika.
9 Koa vao mainka matoky isika fa hovonjena amin’ny alalany ho afaka amin’ny fahatezerana,+ satria nambara ho marina isika ankehitriny noho ny rany.+