FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa noho ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa naseho tamiko, dia izao no lazaiko amin’ny olona rehetra eo aminareo: Aza mihevi-tena mihoatra noho izay tokony hoheverina,+ fa rehefa mieritreritra kosa, dia mba ataovy tanjona ny ho tonga olona misaina tsara,+ araka ny fatram-pinoana+ nozarain’Andriamanitra taminy avy.

  • 1 Timoty 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa ny mpiandraikitra àry dia tokony ho tsy misy hokianina,+ manambady tokana, mahay mandanjalanja+ eo amin’izay zavatra fanaony, olona misaina tsara,+ tia filaminana,+ tia mandray vahiny,+ mahay mampianatra,+

  • Titosy 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Aoka ny lehilahy zokiolona+ hahay handanjalanja eo amin’izay zavatra fanaony, ho mato-tsaina,+ hisaina tsara, hatanjaka amin’ny finoana+ sy ny fitiavana, ary hampiseho faharetana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara