2 Korintianina 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izany no antony anoratako aminareo dieny mbola tsy eo aminareo aho. Amin’izay, rehefa eo aho, dia tsy ho hentitra be,+ araka ny fahefana nomen’ny Tompo ahy, satria nomeny fahefana hampahery+ aho fa tsy handrava. Efesianina 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 ary aza miaraka+ amin’izy ireny intsony amin’ny fanaovana ny asan’ny haizina+ tsy mahavoka-tsoa, fa aleo kosa tsy mankasitraka+ izany. Titosy 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 mitana mafy ilay teny azo antoka rehefa mampianatra,+ mba hahaizany handrisika ny hafa amin’ny fampianarana mahasoa+ sy hahaizany hananatra+ an’izay manohitra.
10 Izany no antony anoratako aminareo dieny mbola tsy eo aminareo aho. Amin’izay, rehefa eo aho, dia tsy ho hentitra be,+ araka ny fahefana nomen’ny Tompo ahy, satria nomeny fahefana hampahery+ aho fa tsy handrava.
11 ary aza miaraka+ amin’izy ireny intsony amin’ny fanaovana ny asan’ny haizina+ tsy mahavoka-tsoa, fa aleo kosa tsy mankasitraka+ izany.
9 mitana mafy ilay teny azo antoka rehefa mampianatra,+ mba hahaizany handrisika ny hafa amin’ny fampianarana mahasoa+ sy hahaizany hananatra+ an’izay manohitra.