Romanina 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mahafantatra sady miaiky ao amin’i Jesosy Tompo aho fa tsy misy zavatra maloto ka hoe ilay izy mihitsy no efa maloto.+ Fa rehefa heverin’ny olona ho maloto ny zavatra iray, vao maloto aminy izany.+
14 Mahafantatra sady miaiky ao amin’i Jesosy Tompo aho fa tsy misy zavatra maloto ka hoe ilay izy mihitsy no efa maloto.+ Fa rehefa heverin’ny olona ho maloto ny zavatra iray, vao maloto aminy izany.+