Titosy 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Madio ny zava-drehetra amin’ny olona madio,+ fa amin’ny olona voaloto+ sy tsy manam-pinoana+ kosa, dia tsy misy madio, fa samy voaloto na ny sainy na ny feon’ny fieritreretany.+
15 Madio ny zava-drehetra amin’ny olona madio,+ fa amin’ny olona voaloto+ sy tsy manam-pinoana+ kosa, dia tsy misy madio, fa samy voaloto na ny sainy na ny feon’ny fieritreretany.+