Filipianina 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fitia te hifanditra+ kosa no antony itorian’iretsy voalohany, fa tsy noho ny fo madio, satria ny hampahory+ ahy amin’izao fifatorako ato am-ponja izao no heviny. 2 Timoty 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 jerena toa mpivavaka+ be nefa tsy misy heriny eo amin’ny fiainany ny maha mpivavaka azy.+ Ialao+ ny olona toy ireny.
17 Fitia te hifanditra+ kosa no antony itorian’iretsy voalohany, fa tsy noho ny fo madio, satria ny hampahory+ ahy amin’izao fifatorako ato am-ponja izao no heviny.
5 jerena toa mpivavaka+ be nefa tsy misy heriny eo amin’ny fiainany ny maha mpivavaka azy.+ Ialao+ ny olona toy ireny.