2 Korintianina 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aza manaiky hiray zioga amin’ny tsy mpino.+ Fa inona no ifandraisan’ny fahamarinana sy ny fandikan-dalàna?+ Ary inona no iombonan’ny mazava sy ny maizina?+ 2 Tesalonianina 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mandidy+ anareo amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo izahay, ry rahalahy, mba hialanareo+ amin’ny rahalahy rehetra tsy laitra fehezina,+ izay tsy mitondra tena araka ny fampianarana noraisinareo avy taminay.+
14 Aza manaiky hiray zioga amin’ny tsy mpino.+ Fa inona no ifandraisan’ny fahamarinana sy ny fandikan-dalàna?+ Ary inona no iombonan’ny mazava sy ny maizina?+
6 Mandidy+ anareo amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo izahay, ry rahalahy, mba hialanareo+ amin’ny rahalahy rehetra tsy laitra fehezina,+ izay tsy mitondra tena araka ny fampianarana noraisinareo avy taminay.+