3 Raha misy mampianatra zavatra hafa,+ ka tsy manaiky ny teny mahasoa,+ izany hoe ny tenin’i Jesosy Kristy Tompontsika, ary tsy manaiky ny fampianarana mifanaraka amin’ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra,+
3 Ny herin’Andriamanitra mantsy no nanome antsika maimaim-poana ny zavatra rehetra momba ny fiainana+ sy momba ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra,+ noho ny fahalalana marina tsara an’ilay niantso+ antsika tamin’ny alalan’ny voninahitra+ sy ny hatsaran-toetra.