Kolosianina 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa ankehitriny kosa, esory aminareo mihitsy ireto rehetra ireto:+ Fahatezerana, fahavinirana, faharatsiana, fanevatevana,+ ary resaka vetaveta+ lazain’ny vavanareo. 1 Timoty 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Raha misy mampianatra zavatra hafa,+ ka tsy manaiky ny teny mahasoa,+ izany hoe ny tenin’i Jesosy Kristy Tompontsika, ary tsy manaiky ny fampianarana mifanaraka amin’ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra,+
8 Fa ankehitriny kosa, esory aminareo mihitsy ireto rehetra ireto:+ Fahatezerana, fahavinirana, faharatsiana, fanevatevana,+ ary resaka vetaveta+ lazain’ny vavanareo.
3 Raha misy mampianatra zavatra hafa,+ ka tsy manaiky ny teny mahasoa,+ izany hoe ny tenin’i Jesosy Kristy Tompontsika, ary tsy manaiky ny fampianarana mifanaraka amin’ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra,+