Levitikosy 16:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Dia hanolotra an’ilay omby atao fanatitra noho ny ota i Arona, dia ilay ho an’ny tenany. Ary handrakotra ny fahotan’ny tenany sy ny an’ny fokony izy. Hovonoiny ilay omby atao fanatitra noho ny ota, dia ilay ho an’ny tenany.+
11 “Dia hanolotra an’ilay omby atao fanatitra noho ny ota i Arona, dia ilay ho an’ny tenany. Ary handrakotra ny fahotan’ny tenany sy ny an’ny fokony izy. Hovonoiny ilay omby atao fanatitra noho ny ota, dia ilay ho an’ny tenany.+