Eksodosy 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Araka izay rehetra asehoko anao ho modelin’ny tranolay masina sy ny kojakojany rehetra, no tokony hanaovanareo azy.+ Salamo 84:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 84 Tiako loatra ny tranolainao be voninahitra,+Jehovah Tompon’ny tafika ô!+ Hebreo 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mazava ho azy fa nisy nanao ny trano rehetra, fa ilay nanao ny zava-drehetra kosa dia Andriamanitra.+
9 Araka izay rehetra asehoko anao ho modelin’ny tranolay masina sy ny kojakojany rehetra, no tokony hanaovanareo azy.+
4 Mazava ho azy fa nisy nanao ny trano rehetra, fa ilay nanao ny zava-drehetra kosa dia Andriamanitra.+