Salamo 40:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny manao ny sitraponao no mahafinaritra ahy, Andriamanitra ô,+Ary ato anatiko ny lalànao.+ Galatianina 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanolotra ny tenany noho ny fahotantsika izy+ mba hanafahany antsika amin’ity tontolo ratsy ity,+ araka ny sitrapon’ilay+ Andriamanitra Raintsika.
4 Nanolotra ny tenany noho ny fahotantsika izy+ mba hanafahany antsika amin’ity tontolo ratsy ity,+ araka ny sitrapon’ilay+ Andriamanitra Raintsika.