Isaia 35:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hatanjaho ny tanana miraviravy sy ny lohalika mangozohozo.+ Romanina 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 na, raha ny marimarina kokoa, dia hisy fifampaherezana+ eo amintsika, ka mba hampahery anareo ny finoako ary ny anareo kosa hampahery ahy.+
12 na, raha ny marimarina kokoa, dia hisy fifampaherezana+ eo amintsika, ka mba hampahery anareo ny finoako ary ny anareo kosa hampahery ahy.+