Asan’ny Apostoly 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa novonoiny tamin’ny sabatra+ i Jakoba, rahalahin’i Jaona.+ Hebreo 10:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Tadidio hatrany anefa ny andro taloha izay niaretanareo ady mafy tao anatin’ny fijaliana,+ rehefa avy nohazavaina+ ianareo:
32 Tadidio hatrany anefa ny andro taloha izay niaretanareo ady mafy tao anatin’ny fijaliana,+ rehefa avy nohazavaina+ ianareo: