Filipianina 1:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 satria ianareo no nomena voninahitra noho ny amin’i Kristy, tsy voninahitra haneho finoana+ azy ihany, fa hijaly+ noho ny aminy koa. 2 Timoty 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izay rehetra te hiaina ao anatin’ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra sady tafaray amin’i Kristy Jesosy dia henjehina+ ihany koa.
29 satria ianareo no nomena voninahitra noho ny amin’i Kristy, tsy voninahitra haneho finoana+ azy ihany, fa hijaly+ noho ny aminy koa.
12 Izay rehetra te hiaina ao anatin’ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra sady tafaray amin’i Kristy Jesosy dia henjehina+ ihany koa.