Asan’ny Apostoly 5:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Koa niala teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy izy ireo, sady faly+ satria natao mendrika ny ho afa-baraka noho izany anarany+ izany. Romanina 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary tsy izany ihany fa aoka koa isika hifaly ao anatin’ny fahoriana,+ satria fantatsika fa ny fahoriana mahatonga fiaretana,+
41 Koa niala teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy izy ireo, sady faly+ satria natao mendrika ny ho afa-baraka noho izany anarany+ izany.
3 Ary tsy izany ihany fa aoka koa isika hifaly ao anatin’ny fahoriana,+ satria fantatsika fa ny fahoriana mahatonga fiaretana,+