Genesisy 27:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary nanao sakafo matsiro koa izy, dia nentiny teo amin-drainy izany, ka hoy izy: “Aoka hiarina ny raiko ka hihinana amin’ny hazan-janany, mba hitsofanao rano ahy.”+ Genesisy 27:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary hoy i Isaka rainy taminy: “Fa iza moa ianao?” Dia hoy izy: “Esao lahimatoanao.”+
31 Ary nanao sakafo matsiro koa izy, dia nentiny teo amin-drainy izany, ka hoy izy: “Aoka hiarina ny raiko ka hihinana amin’ny hazan-janany, mba hitsofanao rano ahy.”+