1 Tesalonianina 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ka nirahinay i Timoty,+ rahalahinay sady mpanompon’Andriamanitra mitory ny vaovao tsara+ momba an’i Kristy, mba hanatanjaka anareo sy hampahery anareo hanamafy ny finoanareo.
2 ka nirahinay i Timoty,+ rahalahinay sady mpanompon’Andriamanitra mitory ny vaovao tsara+ momba an’i Kristy, mba hanatanjaka anareo sy hampahery anareo hanamafy ny finoanareo.