Salamo 146:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Miala ny ainy,+ ary miverina amin’ny tany nakana azy izy,+Ka androtr’iny ihany, dia foana ny eritreriny.+ Mpitoriteny 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona*+ kosa hiverina amin’Andriamanitra+ izay nanome izany.+
4 Miala ny ainy,+ ary miverina amin’ny tany nakana azy izy,+Ka androtr’iny ihany, dia foana ny eritreriny.+
7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona*+ kosa hiverina amin’Andriamanitra+ izay nanome izany.+