FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 13:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Koa toy ny zavatra lo mihalevona izany lehilahy izany,+

      Eny, toy ny akanjo lanin’ny koroka.+

  • Matio 6:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Aza manangona harena+ ho anareo intsony etỳ an-tany, izay misy bibikely* sy harafesina manimba, ary misy mpangalatra mamaky trano sy mangalatra.

  • Lioka 12:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Amidio+ ny fanananareo ka omeo ho fiantrana ny mahantra.+ Ary fitoeram-bola tsy mety tonta no ataovy fitoeram-bolanareo, dia harena any an-danitra+ tsy mety lany, izay tsy azon’ny mpangalatra hatonina ary tsy lanin’ny bibikely.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara