Salamo 39:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Manitsy ny olona ianao, ka mananatra azy noho ny fahadisoany.+Ary ataonao potipotika toy ny nohanin’ny koroka+ ny zava-tsarobidiny.Mihelina toy ny fofonaina tokoa ny olombelona rehetra.+ Sela. Isaia 50:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hanampy ahy tokoa i Jehovah Tompo Fara Tampony. Iza no afaka hilaza fa meloka aho?+ Hanjary ho tonta toy ny akanjo+ izy rehetra, ary ho lanin’ny koroka.+ Jakoba 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Efa lo ny harenanareo, ary lanin’ny koroka ny akanjonareo ivelany.+
11 Manitsy ny olona ianao, ka mananatra azy noho ny fahadisoany.+Ary ataonao potipotika toy ny nohanin’ny koroka+ ny zava-tsarobidiny.Mihelina toy ny fofonaina tokoa ny olombelona rehetra.+ Sela.
9 Hanampy ahy tokoa i Jehovah Tompo Fara Tampony. Iza no afaka hilaza fa meloka aho?+ Hanjary ho tonta toy ny akanjo+ izy rehetra, ary ho lanin’ny koroka.+