FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 13:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Koa toy ny zavatra lo mihalevona izany lehilahy izany,+

      Eny, toy ny akanjo lanin’ny koroka.+

  • Isaia 50:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hanampy ahy tokoa i Jehovah Tompo Fara Tampony. Iza no afaka hilaza fa meloka aho?+ Hanjary ho tonta toy ny akanjo+ izy rehetra, ary ho lanin’ny koroka.+

  • Isaia 51:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Fa hohanin’ny koroka toy ny fihinanany akanjo ireny, ary hohanin’ny koroka mpihinan-damba toy ny fihinanany lamba volonondry.+ Ny fahamarinako kosa haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra, ary ny famonjeko ho tonga hatrany amin’ny taranaka tsy hita isa.”+

  • Hosea 5:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Toy ny koroka+ aho ho an’i Efraima, ary toy ny zavatra lo aho ho an’ny taranak’i Joda.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara