Joba 13:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa toy ny zavatra lo mihalevona izany lehilahy izany,+Eny, toy ny akanjo lanin’ny koroka.+ Isaia 50:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hanampy ahy tokoa i Jehovah Tompo Fara Tampony. Iza no afaka hilaza fa meloka aho?+ Hanjary ho tonta toy ny akanjo+ izy rehetra, ary ho lanin’ny koroka.+
9 Hanampy ahy tokoa i Jehovah Tompo Fara Tampony. Iza no afaka hilaza fa meloka aho?+ Hanjary ho tonta toy ny akanjo+ izy rehetra, ary ho lanin’ny koroka.+