Salamo 39:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nataonao vitsy andro aho,+Ary tsinontsinona eo anatrehanao ny androm-piainako.+Mihelina toy ny fofonaina tokoa ny olombelona rehetra, na dia matanjaka aza.+ Sela. Salamo 102:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Toy ny aloka madiva hanjavona ny androko,+Ary malazo toy ny ahitra aho.+
5 Nataonao vitsy andro aho,+Ary tsinontsinona eo anatrehanao ny androm-piainako.+Mihelina toy ny fofonaina tokoa ny olombelona rehetra, na dia matanjaka aza.+ Sela.